Nomery 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona an’ilay tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona. Fa zavatra hoatran’ny afo kosa no teo ambonin’ny tranolay tamin’ny takariva ka mandra-paharainan’ny andro.+ Salamo 78:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nitarika azy ireo tamin’ny alalan’ny rahona izy nandritra ny andro,Ary tamin’ny hazavana avy amin’ny afo nandritra ny alina.+
15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona an’ilay tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona. Fa zavatra hoatran’ny afo kosa no teo ambonin’ny tranolay tamin’ny takariva ka mandra-paharainan’ny andro.+
14 Nitarika azy ireo tamin’ny alalan’ny rahona izy nandritra ny andro,Ary tamin’ny hazavana avy amin’ny afo nandritra ny alina.+