5 Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah,+ rehefa hanatsotra ny tanako hamely an’i Ejipta aho ary hitondra an’ireo Israelita hiala eo amin’izy ireo.”
22 Ny any Gosena, ilay tany misy ny vahoakako, kosa tsy maintsy harovako amin’io andro io. Tsy hisy fihitra any,+ ka izany no hahafantaranao fa izaho Jehovah dia eto amin’ity tany ity.+