FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ingao ny tehinao ka atsory eo ambonin’ny ranomasina ny tananao, dia saraho ny rano. Amin’izay dia ho afaka hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina ny Israelita, ka handeha eo amin’ny tany maina.

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izany lehilahy izany no nitondra azy ireo niala+ tany Ejipta,+ sady nanao fahagagana* sy famantarana maro tany, sy teo amin’ny Ranomasina Mena,+ ary tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara