FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha mihaino an’izany didim-pitsarana izany foana ianareo ka manaraka tsara sy mankatò azy ireny, dia hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo ilay fifanekena nataony, ary ho tia anareo sy tsy hivadika aminareo izy, araka ilay fianianana nataony tamin’ny razambenareo.

  • Deoteronomia 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hesorin’i Jehovah eo aminao ny aretina rehetra. Ary hataony tsy misy mahazo anao ny aretina faran’izay ratsy efa fantatrao tany Ejipta.+ Fa izay rehetra mankahala anao kosa no hataony voan’izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara