Nomery 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nosoratan’i Mosesy foana izay toerana niaingana isaky ny lalana nandalovan’izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah. Ireto avy izany lalana izany, niainga avy teo amin’ny toerana anankiray mankany amin’ny anankiray:+
2 Nosoratan’i Mosesy foana izay toerana niaingana isaky ny lalana nandalovan’izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah. Ireto avy izany lalana izany, niainga avy teo amin’ny toerana anankiray mankany amin’ny anankiray:+