FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 24:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nisy lehilahy iray, zanaka vehivavy israelita sy lehilahy ejipsianina,+ teo amin’ny Israelita. Niady tao amin’ny toby io lehilahy io sy ny lehilahy israelita iray. 11 Niteny ratsy sy nanozona an’ilay Anarana* io zanaka vehivavy israelita io.+ Koa nentina tany amin’i Mosesy izy.+ Selomita no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Dibry avy amin’ny fokon’i Dana izy io.

  • Nomery 15:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’ny mbola tany an-tany efitra ny Israelita, dia nahita lehilahy naka kitay tamin’ny andro sabata.+ 33 Dia nitondra azy nankany amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoaka manontolo ireo nahita azy naka kitay ireo.

  • Deoteronomia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aza miangatra rehefa mitsara,+ fa henoy sahala amin’ny lehibe ihany ny madinika.+ Aza matahotra olona,+ fa an’Andriamanitra ny fitsarana.+ Raha misy raharaha sarotra loatra aminareo, dia ento atỳ amiko, fa izaho no hihaino an’izany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara