Eksodosy 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay mikasi-tanana ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+ Levitikosy 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Samia manaja* ny reninareo sy ny rainareo.+ Ary tokony hotandremanareo ny sabatako.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Ohabolana 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Henoy, anaka, ny anatry ny rainao,+Ary aza lavina ny tenin’ny* reninao.+
3 “‘Samia manaja* ny reninareo sy ny rainareo.+ Ary tokony hotandremanareo ny sabatako.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.