Deoteronomia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo. Salamo 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso ity olo-mahantra ity, dia nohenoin’i Jehovah. Novonjeny tamin’ny fahoriany rehetra izy.+
18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.