FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hanadihady tsara ireo mpitsara ireo,+ ka raha vavolombelona mandainga ilay miampanga, sady nanendrikendrika an’ilay rahalahiny, 19 dia tokony hataonao aminy izay noeritreretiny hatao amin’ilay rahalahiny.+ Esory eo aminao ny ratsy.+

  • Ohabolana 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,+

      Ary tsy ho afa-maina ny olona efa tranon-dainga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara