Eksodosy 20:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nijanona teny lavidavitra teny foana ny vahoaka, fa i Mosesy kosa nanatona an’ilay rahona mainty nisy an’ilay tena Andriamanitra.+ Nomery 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Miresaka mivantana aminy mihitsy aho,+ sady miresaka mazava tsara, fa tsy mampiasa teny saro-pantarina. Ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany. Koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”
21 Koa nijanona teny lavidavitra teny foana ny vahoaka, fa i Mosesy kosa nanatona an’ilay rahona mainty nisy an’ilay tena Andriamanitra.+
8 Miresaka mivantana aminy mihitsy aho,+ sady miresaka mazava tsara, fa tsy mampiasa teny saro-pantarina. Ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany. Koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”