Deoteronomia 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+ Asan’ny Apostoly 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia naniraka olona hilaza tamin’izy roa lahy ny mpitantana ny synagoga hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia teneno!”
11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+
15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia naniraka olona hilaza tamin’izy roa lahy ny mpitantana ny synagoga hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia teneno!”