FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 36:20-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nanao an’ireo rafitry ny tranolay masina tamin’ny hazo akasia izy,+ ka nataony nitsangana ireo rafitra.+ 21 Folo hakiho ny haavon’ny rafitra tsirairay, ary iray hakiho sy sasany ny sakany. 22 Nisy lahiny* roa nilahatra ny rafitra tsirairay. Hoatr’izany daholo no nanaovany ny rafitr’ilay tranolay. 23 Koa nanamboatra rafitra 20 ho an’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay izy, izany hoe natao nitodika nianatsimo izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara