Eksodosy 40:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra,+ izany hoe teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay masina, teo anoloan’ny ridao. Eksodosy 40:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana teo anoloan’ilay ridao ny alitara volamena,+
22 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra,+ izany hoe teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay masina, teo anoloan’ny ridao.