Eksodosy 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Ento eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana+ i Arona sy ireo zanany lahy, ka sasao amin’ny rano.+ Eksodosy 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho eo amin’ny lohany, dia hosory ho mpisorona izy.+ Eksodosy 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao ka hanamasina azy ireo, mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+ Asan’ny Apostoly 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta. Nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy nomeny hery izy ka nandeha eran’ilay faritra. Ary nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly izy,+ satria nanampy azy Andriamanitra.+ 2 Korintianina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Andriamanitra anefa no manome antoka fa samy an’i Kristy na izahay na ianareo, ary Izy no nanosotra antsika.+
4 “Ento eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana+ i Arona sy ireo zanany lahy, ka sasao amin’ny rano.+
7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho eo amin’ny lohany, dia hosory ho mpisorona izy.+
30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao ka hanamasina azy ireo, mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta. Nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy nomeny hery izy ka nandeha eran’ilay faritra. Ary nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly izy,+ satria nanampy azy Andriamanitra.+
21 Andriamanitra anefa no manome antoka fa samy an’i Kristy na izahay na ianareo, ary Izy no nanosotra antsika.+