22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho.+ Eo anelanelan’ireo kerobima roa, eo ambonin’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, no hampahafantariko anao ny didy rehetra hampitainao amin’ny Israelita.
4 Apetraho ao amin’ny tranolay fihaonana ireo tehina ireo, ka ataovy eo anoloan’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ eo amin’ilay isehoako aminao foana.+