FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+

  • Eksodosy 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Handeha eo alohanao ilay anjeliko,+ ary amin’ny andro hanaovako ampamoaka azy ireo, dia hosaziko noho ny fahotany izy ireo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara