Eksodosy 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy loha* io vahoaka io.+ Deoteronomia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantaro àry fa tsy hoe satria manao ny marina ianao dia homen’i Jehovah Andriamanitrao anao io tany tsara io. Vahoaka mafy loha* mantsy ianareo.+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+
6 Fantaro àry fa tsy hoe satria manao ny marina ianao dia homen’i Jehovah Andriamanitrao anao io tany tsara io. Vahoaka mafy loha* mantsy ianareo.+
51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+