Eksodosy 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa aleo aho hanampatra ny hatezerako aminy dia handringana azy ireo. Fa ianao kosa hataoko lasa firenena lehibe.”+ Nomery 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Mialà eo amin’ireo olona ireo, fa haringako ao anatin’ny indray mipy maso ireo!”+
10 Koa aleo aho hanampatra ny hatezerako aminy dia handringana azy ireo. Fa ianao kosa hataoko lasa firenena lehibe.”+