9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”
51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+