Eksodosy 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Niteny tamin’i Josoa+ àry i Mosesy hoe: “Mifidiana lehilahy eto amintsika, dia mandehana miady amin’ny Amalekita. Hitsangana eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hotazoniko eny an-tanako ny tehin’ilay tena Andriamanitra.” Eksodosy 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
9 Niteny tamin’i Josoa+ àry i Mosesy hoe: “Mifidiana lehilahy eto amintsika, dia mandehana miady amin’ny Amalekita. Hitsangana eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hotazoniko eny an-tanako ny tehin’ilay tena Andriamanitra.”
13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+