Eksodosy 32:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha vao tonga teo akaikin’ny toby i Mosesy, ka nahita an’ilay zanak’omby+ sy ny olona nandihy, dia tezitra be. Natontany àry ireo takela-bato teny an-tanany, ka nopotipotehiny teo am-pototry ny tendrombohitra.+ Deoteronomia 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nalaiko àry ny takela-bato roa dia natontako avy teny an-tanako, ka novakivakiko teo imasonareo.+
19 Raha vao tonga teo akaikin’ny toby i Mosesy, ka nahita an’ilay zanak’omby+ sy ny olona nandihy, dia tezitra be. Natontany àry ireo takela-bato teny an-tanany, ka nopotipotehiny teo am-pototry ny tendrombohitra.+