Eksodosy 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nidina nankeo an-tampon’ny Tendrombohitra Sinay i Jehovah. Ary nantsoin’i Jehovah hankeo an-tampon-tendrombohitra i Mosesy, ka niakatra nankeny.+ Eksodosy 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ. Dia homeko anao ireo takela-bato, ary hosoratako eo ny lalàna sy ny didy hampianarina ny vahoaka.”+
20 Koa nidina nankeo an-tampon’ny Tendrombohitra Sinay i Jehovah. Ary nantsoin’i Jehovah hankeo an-tampon-tendrombohitra i Mosesy, ka niakatra nankeny.+
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ. Dia homeko anao ireo takela-bato, ary hosoratako eo ny lalàna sy ny didy hampianarina ny vahoaka.”+