FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.

  • Deoteronomia 30:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Miantso ny lanitra sy ny tany aho izao ho vavolombelona hiampanga anareo, fa efa nomeko safidy ianareo hoe fiainana sa fahafatesana, ary fitahiana sa ozona.+ Koa fidio ny fiainana mba ho velona+ ianao sy ny taranakao,+

  • 1 Samoela 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hataoko ampamoaka ny Amalekita noho ny nataony, tamin’izy ireo nanohitra ny Israely teny an-dalana rehefa niakatra avy tany Ejipta ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara