FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Dia nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototr’ilay tendrombohitra, sady nanangana tsangambato 12 mitovy amin’ny isan’ireo foko 12 teo amin’ny Israely.

  • Deoteronomia 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia nosoratan’i Mosesy ity Lalàna ity,+ dia nomeny an’ireo Levita mpisorona nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely.

  • Deoteronomia 31:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara