18 Niankohoka teo anatrehan’i Jehovah 40 andro sy 40 alina aho avy eo, hoatran’ilay tamin’ny voalohany ihany. Tsy nihinan-kanina aho tamin’izay na nisotro rano,+ noho ny fahotana rehetra nataonareo. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah mantsy ianareo, ka nampahatezitra azy.