-
Levitikosy 19:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hatolotry ny mpisorona eo anatrehan’i Jehovah ilay ondrilahy atao fanatitra noho ny heloka mba handrakofana ny fahotan’ilay lehilahy. Dia ho voavela ny fahotana nataony.
-