FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Raha misy vehivavy bevohoka ka tera-dahy, dia haloto fito andro izy, hoatran’ilay hoe maloto mandritra ny andro maromaro izy rehefa tonga fotoana.*+

  • Levitikosy 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mbola hanadio ny tenany mandritra ny 33 andro fanampiny ilay vehivavy aorian’izay, noho izy nandeha ra. Tsy hikasika zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny toerana masina mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara