FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra noho ny ota izy, ka hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny fanatitra dorana.+

  • Levitikosy 4:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hesoriny daholo ny tavin’ilay fanatitra,+ hoatran’ny nanesorana ny tavin’ny sorona iombonana.+ Hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka, ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah. Ary handrakotra ny fahotan’ilay olona ny mpisorona, ka ho voavela ny helony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara