-
Levitikosy 17:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “‘Raha misy amin’ny taranak’Israely na ny hafa firenena monina eo aminareo, mihinana ra, na ran’inona izany na ran’inona,+ dia hanohitra an’ilay olona nihinan-dra aho, ka haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy. 11 Fa ao amin’ny ra ny ain’ny nofo.+ Ary nasaiko natao teo amin’ny alitara ny ra+ mba handrakofana ny fahotanareo. Ny ra mantsy no mandrakotra fahotana+ satria ao aminy ny aina.
-