Levitikosy 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Tokony hanasa ny akanjony izay mihinana amin’ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.+ Tokony hanasa ny akanjony koa izay mitondra ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
40 Tokony hanasa ny akanjony izay mihinana amin’ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.+ Tokony hanasa ny akanjony koa izay mitondra ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.