Salamo 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Jehovah ô, iza no afaka mivahiny ao amin’ny tranolainao? Iza no afaka monina ao amin’ny tendrombohitrao masina?+ Salamo 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy,+Na manisy ratsy olona,+Na manala baraka* ny namany.+
15 Jehovah ô, iza no afaka mivahiny ao amin’ny tranolainao? Iza no afaka monina ao amin’ny tendrombohitrao masina?+