Levitikosy 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Aza manao firaisana amin’ny anabavinao, na zanaky ny rainao izy na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano izy na tsia.+ Deoteronomia 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin’ny rainy, na amin’ny zanakavavin’ny reniny.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
9 “‘Aza manao firaisana amin’ny anabavinao, na zanaky ny rainao izy na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano izy na tsia.+
22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin’ny rainy, na amin’ny zanakavavin’ny reniny.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’