FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ilazao ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita hoe: ‘Tokony ho masina ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+

  • Salamo 99:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Asandrato i Jehovah Andriamanitsika,+ ary miankohofa* eo amin’ny fitoeran-tongony;+

      Masina izy.+

  • 1 Petera 1:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka kosa ianareo ho masina amin’ny fitondran-tenanareo rehetra,+ hoatran’Ilay Masina izay niantso anareo. 16 Fa voasoratra hoe: “Tsy maintsy masina ianareo, satria masina aho.”+

  • Apokalypsy 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Samy nanana elatra enina avy ireo zavamananaina efatra ireo, ary feno maso ny teo ambony elany sy ny tao ambany elany.+ Niteny foana izy ireo, na andro na alina, hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah*+ Andriamanitra, ilay Mahery Indrindra, Ilay taloha sy ankehitriny ary ho avy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara