FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ilazao ireo mpisorona zanakalahin’i Arona hoe: ‘Tsy tokony hisy amin’izy ireo handoto ny tenany rehefa misy maty eo amin’ny fireneny.*+

  • Nomery 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Haloto fito andro izay mikasika fatin’olona.+

  • Nomery 19:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Haloto izay zavatra kasihin’ilay olona maloto, ary haloto mandra-paharivan’ny andro koa ilay olona mikasika an’iny zavatra iny.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara