Levitikosy 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hahatonga anareo haloto ireny. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+ Levitikosy 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Aza avela hahatonga anareo haharikoriko eo anatrehako ireny biby mifanaretsaka ireny. Ary aza mandoto tena amin’ireny, ka ho lasa maloto.+
43 Aza avela hahatonga anareo haharikoriko eo anatrehako ireny biby mifanaretsaka ireny. Ary aza mandoto tena amin’ireny, ka ho lasa maloto.+