FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 19:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary haka rantsankazo sedera sy hysopa*+ ary kofehy mena midorehitra ilay mpisorona, dia hatsipiny ao amin’ilay afo andoroana an’ilay ombivavy izany. 7 Avy eo dia hanasa ny akanjony ilay mpisorona dia handro amin’ny rano, izay vao mahazo miditra ao an-toby. Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara