-
2 Tantara 34:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nanomboka nitady an’ilay Andriamanitr’i Davida razambeny izy,+ tamin’ny taona faha-8 nanjakany. Mbola ankizilahy izy tamin’izay. Dia nanomboka nanadio an’i Joda sy Jerosalema+ izy tamin’ny taona faha-12, ka nesoriny ny toerana avo,+ ny tsato-kazo masina,* ny sary sokitra,+ ary ny sarivongana metaly.*
-