FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Raha misy vehivavy bevohoka ka tera-dahy, dia haloto fito andro izy, hoatran’ilay hoe maloto mandritra ny andro maromaro izy rehefa tonga fotoana.*+

  • Levitikosy 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hozahan’ny mpisorona ilay aretin-koditra. Raha lasa fotsy ny volo eo amin’ilay izy, sady hoatran’ny hoe mandoaka no fahitany an’ilay izy, dia habokana izany. Hozahan’ny mpisorona izany, ka hambarany hoe maloto ilay olona.

  • Levitikosy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Maloto izy noho ilay tsiranoka, na mandeha foana ilay tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany na manentsina azy io.

  • Nomery 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Haloto fito andro izay mikasika fatin’olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara