Levitikosy 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra, ho zavatra masina indrindra avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Levitikosy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny heloka:+ Zavatra masina indrindra izany. Levitikosy 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lehilahy mpisorona rehetra no hihinana an’izany,+ ka ao amin’izay toerana masina* no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+
10 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra, ho zavatra masina indrindra avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+
6 Ny lehilahy mpisorona rehetra no hihinana an’izany,+ ka ao amin’izay toerana masina* no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+