Eksodosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Ary 133 taona ny andro niainan’i Kehata. Nomery 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+
18 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Ary 133 taona ny andro niainan’i Kehata.