Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+ Salamo 106:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy noringanin’izy ireo ny firenena+Nasain’i Jehovah naringany.+
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+