33 Hoatr’izany no tokony hataon’ireo fianakavian’ny taranak’i Merary+ rehefa manompo ao amin’ny tranolay fihaonana, ka i Itamara zanak’i Arona mpisorona no hiandraikitra azy ireo.”+
8 Ny taranak’i Merary indray nomeny sarety efatra sy omby valo, fa izany no nilainy mba hamitany ny andraikiny. Ary i Itamara zanak’i Arona mpisorona no niandraikitra azy ireo.+