Nomery 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo. Nomery 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima;+ Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase, ary samy taranak’i Josefa ireo; Nomery 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ho eo andrefana ny fizarana misy ny tobin’i Efraima, arakaraka ny antokony* avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Efraima, Nomery 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Misy 108 100 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tafiky ny tobin’i Efraima. Izy ireo no tokony hifindra lasy fahatelo.+
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima;+ Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase, ary samy taranak’i Josefa ireo;
18 “Ho eo andrefana ny fizarana misy ny tobin’i Efraima, arakaraka ny antokony* avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Efraima,
24 “Misy 108 100 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tafiky ny tobin’i Efraima. Izy ireo no tokony hifindra lasy fahatelo.+