Nomery 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo. Nomery 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahiezera+ zanak’i Amisaday no avy amin’i Dana; Nomery 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Ho eo avaratra kosa ny fizarana misy ny tobin’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana, Nomery 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Misy 157 600 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tobin’i Dana. Izy ireo no tokony hifindra lasy farany,+ araka ny fizarana misy azy.”
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
25 “Ho eo avaratra kosa ny fizarana misy ny tobin’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana,
31 “Misy 157 600 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tobin’i Dana. Izy ireo no tokony hifindra lasy farany,+ araka ny fizarana misy azy.”