Salamo 78:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nitsapa* an’Andriamanitra tao am-pony izy ireo,+Ka nitaky an’izay sakafo tena tiany hohanina. Salamo 78:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Satria tsy nino an’Andriamanitra izy ireo;+Tsy natoky izy ireo hoe mahavita mamonjy azy izy. Salamo 106:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Resin’ny faniriany feno fitiavan-tena izy ireo tany amin’ny tany karakaina;+Nitsapa an’Andriamanitra izy ireo tany an-tany efitra.+
14 Resin’ny faniriany feno fitiavan-tena izy ireo tany amin’ny tany karakaina;+Nitsapa an’Andriamanitra izy ireo tany an-tany efitra.+