FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hanome hery anao ny fanahin’i Jehovah,+ ka haminany miaraka amin’izy ireo ianao, sady hovana ho olom-baovao.+

  • 2 Mpanjaka 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa nahatazana azy ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nilaza hoe: “Efa lasa ao amin’i Elisa ny fanahy niasa tamin’i Elia.”+ Nitsena azy àry izy ireo, ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.

  • Nehemia 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nomenao ny fanahinao* izy ireo mba hisaina tsara.+ Nomenao mana koa izy ireo mba hataony sakafo,+ ary nomenao rano rehefa nangetaheta.+

  • Asan’ny Apostoly 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘“Ary amin’ny andro farany”, hoy Andriamanitra, “dia handatsahako ampahany amin’ny fanahiko ny karazan’olona rehetra, ka ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy haminany, ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana, ary ny lehilahy zokiolona eo aminareo hanonofy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara