Mpitsara 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nandeha àry ny fokon’i Joda ka niady tamin’ny Kananita nipetraka tany Hebrona, izay nantsoina hoe Kiriata-arba taloha. Dia nasian’izy ireo i Sesay sy Ahimana ary Talmay.+
10 Nandeha àry ny fokon’i Joda ka niady tamin’ny Kananita nipetraka tany Hebrona, izay nantsoina hoe Kiriata-arba taloha. Dia nasian’izy ireo i Sesay sy Ahimana ary Talmay.+