Genesisy 36:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao. Eksodosy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tonga ny Amalekita+ ka niady tamin’ny Israely tao Refidima.+ 1 Samoela 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandehana àry, ka asio ny Amalekita+ ary aringano tanteraka+ izy ireo sy izay rehetra ananany. Aza avela hisy hiangana izy ireo* fa vonoy ho faty,+ na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+
12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.
3 Mandehana àry, ka asio ny Amalekita+ ary aringano tanteraka+ izy ireo sy izay rehetra ananany. Aza avela hisy hiangana izy ireo* fa vonoy ho faty,+ na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+