FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fanatitra dorana atolotra tsy tapaka izany,+ araka ny didy nomena teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, mba ho hanitra mahafinaritra,* ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. 7 Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro ampahefatry ny hina koa ny ondrilahy tsirairay.+ Dia araraho ho an’i Jehovah eo amin’ny toerana masina ilay fanatitra zava-pisotro misy alkaola.

  • Nomery 28:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny voalohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito tsy misy kilema herintaona avy.+

  • Nomery 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fanatitra zava-pisotro hampiarahina amin’ireo, dia divay antsasaky ny hina isaky ny ombilahy,+ ary ampahatelon’ny hina no hampiarahina amin’ilay ondrilahy,+ ary ampahefatry ny hina kosa isaky ny ondrilahy kely.+ Izany no fanatitra dorana atolotra isam-bolana, mandritra ny taona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara