1 Korintianina 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa Andriamanitra tsy Andriamanitry ny fikorontanana, fa Andriamanitry ny filaminana.*+ Toy ny any amin’ny fiangonan’ny olona masina rehetra, 1 Korintianina 14:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ataovy amin’ny fomba mendrika sy milamina tsara+ anefa ny zava-drehetra.
33 Fa Andriamanitra tsy Andriamanitry ny fikorontanana, fa Andriamanitry ny filaminana.*+ Toy ny any amin’ny fiangonan’ny olona masina rehetra,